|
|
|
|

Teny iditra1 valiha tsimihety
Singan-teny  2valiha, 3Tsimihety
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5sampan-drofia roa no alaina, esorina ny atiny, atambatra hanjary boribory; ny hodiny ihany no sokirina hanjary tadiny. [1.1]
Voambolana  6 Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12